Fandaharana Alahady 29 Martsa 2020

(hatao any amin’ny isan-tokantrano)

Alahady faha 5 amin’ny karemy

Loha-hevitra: “MIVERENA AMIN’NY TOMPO ANDRIAMANITRAO”

  • Fiarahabana apostolika
  • FIDERANA  AN’ANDRIAMANITRA : Sal.  27  1 – 4
  • Hira: 447
  • Vavaka fiderana
  • Hira : 469 1, 3
  • Vavaka mialoha ny Soratra Masina
  • SORATRA MASINA :         2Tan. 30 1- 9 ; Mar 1  14- 15; Asa 15 13 – 21

Ray Masina ô !…

  • Hira : 375 1, 2
  • TORITENY
  • Vavaka setrin’ny toriteny sy fangatahana
    • Ho an’izay manana Anniversaire volana Martsa
    • Ho an’ny Fiangonana kristiana, FJKM
    • Ho an’ny Firenena miatrika ady amin’ny aretina Coronavirus: mpitondra + vahoaka (eto Madagasikara sy manerantany)
    • ho an’ireo marary, ireo mpitsabo
    • ho an’ireo manana olana samihafa
      faranana amin’ny “Rainay ô ! izay any an-danitra…”
  • Fanekem-pinoana apostolika (N°1)
  • RAKITRA: Hira : FF 15
  • Fanolorana ny rakitra (vavaka na hira 275 2)
  • TSO-DRANO : Nom.6: 24- 26
  • Hira: 734
  • Vavaka mangina

Ho an’Andriamanitra irery ny voninahitra !

“Amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina. Amen”.