Toriteny Alahady 26 Aprily 2020

Alahady II manaraka ny Paska

Loha-hevitra: « Vavolombelon’ny fitsanganan’ny Tompo ny mino »

Vavolombelona manao ahoana no kendren’ny Tompo amin’ny mpino?

araka ny 2Kor 4: 16- 18

1- Vavolombelona mitombo amin’ny finoana anaty (and. 16)

2- Vavolombelona manana fanantenana marina (and.17- 18)


Ho an’Andriamanitra irery ihany ny voninahitra!