Fandaharana Alahady 19 Aprily 2020

“VAVOLOMBELON’NY FITSANGANAN’NY TOMPO NY MINO”

  • FIDIRANA
  • FIARAHABANA APOSTOLIKA
  • FIDERANA  AN’ANDRIAMANITRA : Sal. 29: 1- 2
  • Hira: 194. 1, 2
  • Vavaka
  • Fotoana ho an’ny ankizy sy ny tanora
  • Hira: 190. 2
  • Vavaka
  • VAKITENY : Dan 12. 1- 3 ; Lio 24. 44- 49; Asa 2. 29– 36
Ray Masina ô !…
  • Hira : 163. 1, 3
  • TORITENY

Vavaka setrin’ny toriteny sy fangatahana  faranana amin’ny Rainay ô…

Fanekem-pinoana (laharana fahatelo)

RAHARAHAM-PIANGONANA

RAKITRA- Hira FF 26

Fanolorana ny rakitra

TSO-DRANO

Hira : 543 1

Vavaka mangina

Ho an’Andriamanitra irery ny voninahitra !

Amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina. Amen”.