Fomba fiasan’ny Fikambanana FIMPIZ

  • Post category:FIMPIZ
  • Manao famerenana ny Asabotsy ny mpikambana manana anjara asa fanompoana ny Alahady
  • Manao fanomanam-panahy miaraka amin’ny Mpitandrina sy ny Diakona mialohan’ny Fotoam-pivavahana
  • Manatrika ny fotoana miaraka amin’ny Mpitandrina izay atao isaky ny Alahady faha efatry ny volana (A.G.)
  • Miteny mialoha amin’ny Birao raha misy ny tsy fahafahana amin’ny anjara asa fanompoana ny Alahady

 

  • Tsy mahazo hanaovana repetition ny sonorisation an’ny fiangoana
  • Ny fananan’ny sampana dia fananan’ny fiangonana
  • Ny fananan’ny sampana dia afaka hampiasain’ny fiangonana rehefa ilain’ny fiangonana.
  • Ny taratasy fiaraha-miasa dia tokony 2 heriandro mialoha no ho raisina