Alahady 28 Febroary 2021

Alahady faharoa amin'ny Karemy Loha-hevitra« Mampiorina ny mino ny Tenin’Andriamanitra » Perikopa : 2Tan. 12/1-8 ; Jao 8/ 25-30 ; Heb.13/7- 11 Toriteny tamin'ny Fidirana faharoa : Nalaina tao amin’ny…

Continuer la lecture Alahady 28 Febroary 2021

TORITENY Alahady 19 Aprily 2020

TORITENY: Lioka. 24: 44- 49 NY FITSANGANAN’I JESOA KRISTY TAMIN’NY MATY dia: Fahatanterahan’ny faminaniana tany amin’ny Testamenta Taloha (Gen 3/20; Isa 50/6; Sal. 22) Efa nomen’Andriamanitra hatramin’ny ela ny fanavotana…

Continuer la lecture TORITENY Alahady 19 Aprily 2020

Toriteny Alahady 05 Aprily 2020

"Vavolombelon'ny fitsanganan'ny Tompo ny mino" TORITENY : Mar 11  1- 11 Tantaran’ny fiakaran’i Jesoa tamin’ny fomba manetriketrika tany Jerosalema izay lalana efa voasoritra alehany ary lalana izorany amin’ilay fanoloran-tenany teo amin’ny…

Continuer la lecture Toriteny Alahady 05 Aprily 2020

TORITENY ALAHADY 15 MARTSA 2020

“MIVERENA AMIN’NY TOMPO ANDRIAMANITRAO JOELA 2:12-17 Hitantsika mihasinkasina ao anatin’ny bokin'i Joela ny fihavian’ny andron’i Jehovah, andro lehibe sy mahatahotra andro izay itsaran’Andriamanitra izao tontolo izao ary itsarany koa ny…

Continuer la lecture TORITENY ALAHADY 15 MARTSA 2020