Toriteny Alahady 08 Martsa 2020

Ivon’ny Jobily faha 50 taonan’ny Antoko mpihira JIZRAHIA Ny teny Faneva no notorin'ny Mpitandrina ANDRIAMAMPIELY Hanitra tamin'izany, izay manao hoe: « Maharitra mandrakizay ny fiderana Azy » Sal.111/10b Inona avy no asa…

Continuer la lecture Toriteny Alahady 08 Martsa 2020

Toriteny Alahady 01 Martsa 2020

« MIVERENA AMIN’NY TOMPO ANDRIAMANITRAO » Nalaina tao Jeremia 3 : 11- 17 Ahitantsika antsoantson’Andriamanitra ho an’ny olona mba hiverina Aminy noho ny fitiavany ANTSON’ANDRIAMANITRA : tsy antso tany an'efitra fa antso mifanatrika no…

Continuer la lecture Toriteny Alahady 01 Martsa 2020

TORITENY ALAHADY 09 FEBROARY 2020

Nalaina tao Matio 7 : 24- 29 Fehin-teny tamin’ny Toriteny fampianarana nataon’i Jesoa tao an-tendrombohitra (toko 5- 7) Ahitana fahamarinana 2 lehibe : Mahatoky ny Tenin’Andriamanitra ho an’izay mankato azy (and. 24)…

Continuer la lecture TORITENY ALAHADY 09 FEBROARY 2020

MAHATOKY NY TENY VAVOLOMBELON’NY TOMPO

Izany no loha-hevitra banjin'ny Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara mandritra izao volana Febroary 2020 izao Fanazavana: mahatoky: marina,tsy mivadika, maharitra azo ianteherana Teny vavolombelona: nisy fanekena, * izay fanekena nataon'Andriamanitra…

Continuer la lecture MAHATOKY NY TENY VAVOLOMBELON’NY TOMPO